-
Levitikosy 19:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza miandany amin’ny mahantra satria hoe mahantra izy, nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony hanao ny rariny ianao rehefa mitsara ny namanao.
-
-
Mpitoriteny 5:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Aza gaga ianao raha mahita hoe ampijalina ny mahantra ary hitsakitsahina ny rariny sy ny hitsiny, ao amin’ny faritaninao.+ Fa ny manam-pahefana ambony toy izany dia dinihin’ny olona ambony kokoa noho izy, ary mbola misy ambony kokoa noho izy ireo.
-