63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+
Mangetaheta mafy anao aho.+
Tsy misy hery intsony aho satria maniry mafy anao
Eto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+
2 Dia nijery anao tao amin’ny toerana masina aho;
Hitako ny herinao sy ny voninahitrao.+