Isaia 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,Ary mitady anao mafy aho, ao anatiko lalina ao.+Rehefa mitsara ny tany mantsy ianao,Dia hianatra momba ny fahamarinana ny mponina ao amin’ilay tany.+
9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,Ary mitady anao mafy aho, ao anatiko lalina ao.+Rehefa mitsara ny tany mantsy ianao,Dia hianatra momba ny fahamarinana ny mponina ao amin’ilay tany.+