FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina;*+

      Hamoaka didim-pitsarana ara-drariny ho an’ireo firenena izy.+

  • Salamo 58:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hifaly ny olo-marina satria hitany ny amaliana ny ratsy fanahy;+

      Hiroboka ao anatin’ny ran’izy ireny ny tongony.+

      11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+

      Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+

  • Salamo 85:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hitsimoka avy amin’ny tany ny tsy fivadihana,

      Ary hitazana avy any an-danitra ny fahamarinana.+

  • Salamo 85:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Handeha eo alohan’Andriamanitra ny rariny,+

      Ka hanomana ny lalana handehanany.

  • Salamo 96:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 97:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy;+

      Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+

  • Isaia 61:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mampitsiry voa ny tany,

      Ary mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy ny tanimboly.

      Dia hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah Tompo Fara Tampony,

      Satria hataony mitsiry eo anatrehan’ny firenena rehetra ny fahamarinana+ sy fiderana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara