Isaia 45:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mandrotsaha orana avy any ambony, ry lanitra!+Aoka handrotsaka fahamarinana ny rahona. Aoka hisokatra koa ny tany ka hamokatra famonjena,Sady hampitsiry fahamarinana.+ Izaho Jehovah no namorona an’izany.” Isaia 62:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Tsy hangina aho noho ny amin’i Ziona,+Ary tsy hipetra-potsiny aho noho ny amin’i Jerosalema,Raha tsy efa mamirapiratra hoatran’ny hazavana ny fahamarinany,+Ary raha tsy efa mirehitra hoatran’ny fanilo ny famonjena azy.+
8 Mandrotsaha orana avy any ambony, ry lanitra!+Aoka handrotsaka fahamarinana ny rahona. Aoka hisokatra koa ny tany ka hamokatra famonjena,Sady hampitsiry fahamarinana.+ Izaho Jehovah no namorona an’izany.”
62 Tsy hangina aho noho ny amin’i Ziona,+Ary tsy hipetra-potsiny aho noho ny amin’i Jerosalema,Raha tsy efa mamirapiratra hoatran’ny hazavana ny fahamarinany,+Ary raha tsy efa mirehitra hoatran’ny fanilo ny famonjena azy.+