-
Salamo 43:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Alefaso ny hazavanao sy ny fahamarinanao.+
Hitarika ahy anie ireny;+
Enga anie ireny hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra!+
4 Dia hankeo amin’ny alitaran’Andriamanitra+ aho,
Dia any amin’Andriamanitra, ilay manome fifaliana be ho ahy.
Ary hidera anao amin’ny harpa+ aho Andriamanitra ô, eny, ry Andriamanitro.
-