Salamo 72:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely!+Izy irery ihany no manao zava-mahagaga.+ Daniela 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mamonjy+ sy manafaka izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela teny am-bavan’ny* liona.”
18 Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely!+Izy irery ihany no manao zava-mahagaga.+
27 Mamonjy+ sy manafaka izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela teny am-bavan’ny* liona.”