-
Jeremia 32:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta ianao, ary mbola fantatr’olona izany hatramin’izao. Nataonao nalaza teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olombelona àry ny anaranao,+ toy ny amin’izao andro izao.
-
-
Daniela 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Lehibe tokoa ny famantarana nataony, ary tena miavaka ny zava-mahagaga nataony! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fitondrany haharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+
-