Salamo 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mpanjaka mandrakizay mandrakizay i Jehovah.+ Ripaka tsy misy eto an-tany ireo firenena.+ Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.
10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.