Salamo 78:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda+ no nofidiny,Dia ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+ Salamo 132:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah;+Te hipetraka ao izy,+ ka niteny hoe: