Salamo 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mihodina tsy hijery ahy.*+ Aza roahina ao anatin’ny hatezerana ny mpanomponao. Ianao no mpanampy ahy;+Aza mahafoy na mandao ahy, ry Andriamanitra mpamonjy ahy! Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+
9 Aza mihodina tsy hijery ahy.*+ Aza roahina ao anatin’ny hatezerana ny mpanomponao. Ianao no mpanampy ahy;+Aza mahafoy na mandao ahy, ry Andriamanitra mpamonjy ahy!
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+