Salamo 69:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary aza mihodina tsy hijery* ny mpanomponao.+ Mba valio haingana aho fa mijaly.+ Salamo 143:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+
7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+