1 Mpanjaka 8:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Henoy ny fitalahoan’ny mpanomponao famindram-po, sy ny fitalahoan’ny Israely vahoakanao rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao any!+ Enga anie ianao hihaino ka hamela heloka!+
30 Henoy ny fitalahoan’ny mpanomponao famindram-po, sy ny fitalahoan’ny Israely vahoakanao rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao any!+ Enga anie ianao hihaino ka hamela heloka!+