-
Salamo 90:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa ripaka izahay noho ny fahatezeranao,+
Ary mihorohoro noho ny fahaviniranao.
-
-
Salamo 102:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Satria tezitra sy sosotra ianao,
Fa ningainao aho dia narianao.
-