FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 17:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy ny Israelita tamin’i Mosesy: “Ho faty izao izahay! Tena ho ringana mihitsy izahay! Ho ringana daholo! 13 Fa ho faty izay manakaikikaiky ny tranolain’i Jehovah!+ Dia izahay ve izany dia ho faty daholo?”+

  • Deoteronomia 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+

      Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+

      Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,

      Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara