Salamo 55:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Na hariva na maraina na antoandro, dia mitebiteby sy mitaraindraina* aho,+Ka maheno ny feoko izy.+ Salamo 119:147 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 147 Mbola tsy mangiran-dratsy akory dia efa mifoha aho mba hiantso vonjy aminao,+Satria ny teninao no antenaiko.*
17 Na hariva na maraina na antoandro, dia mitebiteby sy mitaraindraina* aho,+Ka maheno ny feoko izy.+
147 Mbola tsy mangiran-dratsy akory dia efa mifoha aho mba hiantso vonjy aminao,+Satria ny teninao no antenaiko.*