Salamo 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, haheno ny feoko ianao amin’ny maraina;+Horesahiko aminao amin’ny maraina izay mampanahy ahy,+ ary tsy ho andriko izay hahazoana ny valiny. Salamo 88:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mbola miantso vonjy aminao ihany anefa aho, Jehovah ô!+Tonga eo anatrehanao isa-maraina ny vavaka ataoko.+ Marka 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Jehovah ô, haheno ny feoko ianao amin’ny maraina;+Horesahiko aminao amin’ny maraina izay mampanahy ahy,+ ary tsy ho andriko izay hahazoana ny valiny.
13 Mbola miantso vonjy aminao ihany anefa aho, Jehovah ô!+Tonga eo anatrehanao isa-maraina ny vavaka ataoko.+