-
1 Mpanjaka 4:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Nihoatra noho ny fahendren’ny Tatsinanana rehetra sy ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina+ ny fahendren’i Solomona. 31 Hendry noho ny olona rehetra izy. Hendry kokoa izy raha noharina tamin’i Etana+ Ezrahita, Hemana,+ Kalkola,+ ary Darda, izay samy zanak’i Mahola. Ary niely tany amin’ny firenena rehetra nanodidina ny lazany.+
-
-
1 Tantara 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ny zanakalahin’i Zera dia i Zimry, Etana, Hemana, Kalkola, ary Dara. Dimy izy rehetra.
-