Isaia 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy misy ilana azy mihitsy ny fanampian’i Ejipta.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba,+ ilay mipetra-potsiny.”
7 Fa tsy misy ilana azy mihitsy ny fanampian’i Ejipta.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba,+ ilay mipetra-potsiny.”