Mpitoriteny 7:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao ihany no hitako: Mahitsy fo no nanaovan’ilay tena Andriamanitra ny olombelona,+ saingy naleon’izy ireo namorona tetika be dia be.”+
29 Izao ihany no hitako: Mahitsy fo no nanaovan’ilay tena Andriamanitra ny olombelona,+ saingy naleon’izy ireo namorona tetika be dia be.”+