Genesisy 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nojeren’Andriamanitra ny tany, dia hitany fa simba.+ Nanao ratsy mantsy ny olona* rehetra teto an-tany.+ Deoteronomia 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireny no nanao ratsy.+ Tsy zanany ireny, fa ireny ihany no diso.+ Taranaka maditra sy ratsy fanahy ireny!+
12 Rehefa nojeren’Andriamanitra ny tany, dia hitany fa simba.+ Nanao ratsy mantsy ny olona* rehetra teto an-tany.+
5 Izy ireny no nanao ratsy.+ Tsy zanany ireny, fa ireny ihany no diso.+ Taranaka maditra sy ratsy fanahy ireny!+