Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+Androany aho no lasa rainao.+ Hebreo 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Zanako ianao, ary androany aho no lasa rainao”,+ sy hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+
5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Zanako ianao, ary androany aho no lasa rainao”,+ sy hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+