-
Salamo 37:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Hitako hoe ny olona ratsy fanahy sy tsy misy antra,
Dia miroborobo toy ny hazo midoroboka eo amin’ny tany naniriany hatramin’izay.+
-
-
Salamo 37:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Ho ripaka daholo kosa ny mpandika lalàna;
Ho ringana ny ratsy fanahy amin’ny hoavy.+
-