Estera 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nirehareha be i Hamana hoe nanan-karena be sy nanana zanaka be dia be,+ ary nomen’ny mpanjaka toerana ambony kokoa sady nataony ambony noho ireo andriana sy mpanompon’ny mpanjaka.+ Joba 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nahoana ny ratsy fanahy no mbola velona foana,+Ka tratrantitra sady lasa mpanankarena?*+
11 Dia nirehareha be i Hamana hoe nanan-karena be sy nanana zanaka be dia be,+ ary nomen’ny mpanjaka toerana ambony kokoa sady nataony ambony noho ireo andriana sy mpanompon’ny mpanjaka.+