Joba 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miadana ao amin’ny tranolainy ny mpandroba,+Ary tsy manana ahiahy ireo mampahatezitra an’Andriamanitra,+Dia ireo mitondra ny andriamaniny eny an-tanany. Salamo 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hanam-paharetana hiandry azy. Aza sorena amin’ny olonaMahavita manatanteraka ny tetika ataony.+ Salamo 73:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa nitsiriritra ny mpirehareha* aho,Rehefa nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.+ Salamo 73:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoatr’izany ny ratsy fanahy! Mandeha tsara foana ny fiainany.+ Ampitomboiny foana ny harenany.+ Jeremia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Miadana ao amin’ny tranolainy ny mpandroba,+Ary tsy manana ahiahy ireo mampahatezitra an’Andriamanitra,+Dia ireo mitondra ny andriamaniny eny an-tanany.
7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hanam-paharetana hiandry azy. Aza sorena amin’ny olonaMahavita manatanteraka ny tetika ataony.+