Joba 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nahoana ny ratsy fanahy no mbola velona foana,+Ka tratrantitra sady lasa mpanankarena?*+ Salamo 73:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa nitsiriritra ny mpirehareha* aho,Rehefa nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.+ Jeremia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao