FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Miadana ao amin’ny tranolainy ny mpandroba,+

      Ary tsy manana ahiahy ireo mampahatezitra an’Andriamanitra,+

      Dia ireo mitondra ny andriamaniny eny an-tanany.

  • Joba 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Nahoana ny ratsy fanahy no mbola velona foana,+

      Ka tratrantitra sady lasa mpanankarena?*+

  • Salamo 73:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa nitsiriritra ny mpirehareha* aho,

      Rehefa nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.+

  • Jeremia 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nihanatavy sy mandimandina izy ireo.

      Tafahoatra loatra ny ratsy vitany.

      Tsy mba miady ho an’ny kamboty izy ireo eny amin’ny fitsarana,+

      Satria te hahazo tombony.

      Ary tsy omeny rariny ny mahantra.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara