FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Hitako hoe ny olona ratsy fanahy sy tsy misy antra,

      Dia miroborobo toy ny hazo midoroboka eo amin’ny tany naniriany hatramin’izay.+

  • Salamo 73:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hoatr’izany ny ratsy fanahy! Mandeha tsara foana ny fiainany.+

      Ampitomboiny foana ny harenany.+

  • Jeremia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Manao ny rariny ianao, Jehovah ô,+ rehefa mitaraina aminao aho

      Sy rehefa miresaka aminao momba ny fanaovana ny rariny.

      Nahoana anefa no mahomby ny ratsy fanahy,+

      Ary nahoana ny mpivadika no tsy mba manana ahiahy?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara