-
2 Korintianina 1:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nanafaka anay tamin’ilay loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa. Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay foana izy.+
-