Eksodosy 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha toa ianao mampindrana vola amin’olona mahantra* eo amin’ny vahoakako, ary miara-monina aminao ilay olona, dia aza manao toy ny mpampisambo-bola.* Aza mangataka zanabola aminy.+
25 “Raha toa ianao mampindrana vola amin’olona mahantra* eo amin’ny vahoakako, ary miara-monina aminao ilay olona, dia aza manao toy ny mpampisambo-bola.* Aza mangataka zanabola aminy.+