FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nomery 14:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Saingy izao: Efa nahita ny voninahitro sy ny famantarana+ nataoko tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra ireo lehilahy ireo. Mbola mitsapa toetra ahy ihany+ anefa ry zareo efa impolo izay, sady tsy nihaino ny teniko,+ ka na ny iray amin’ireo aza 23 tsy hahita an’ilay tany nianianako tamin’ny razambeny. Tsy hisy hahita an’ilay izy mihitsy izay rehetra tsy manaja ahy.+

  • Hebreo 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Isika izay mino mantsy no tena miditra amin’ilay fitsaharana. Fa raha ny amin’izy ireo indray, dia efa nilaza izy hoe: “Tezitra àry aho sady nianiana hoe: ‘Tsy hiditra amin’ny fitsaharako ireo’”,+ na dia efa hatramin’ny nanorenana an’izao tontolo izao aza ny asany no vita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara