FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy koboniko ato am-poko ny fahamarinanao.

      Manambara ny tsy fivadihanao sy ny famonjenao aho.

      Tsy mba manafina ny fitiavanao* sy ny fahamarinanao aho, eo anivon’ny fiangonana lehibe.”+

  • Salamo 71:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny vavako hitantara ny fahamarinanao,+

      Sy hilaza isan’andro ny asa famonjenao,

      Na dia maro loatra aza izy ireny ka tsy takatry ny saiko.*+

  • Isaia 52:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ilay mitondra vaovao tsara mandeha eny an-tendrombohitra,+

      Ilay mitory fiadanana,+

      Ilay mitondra vaovao tsara momba ny zavatra tsara kokoa,

      Ilay mitory momba ny famonjena,

      Dia ilay miteny amin’i Ziona hoe: “Lasa Mpanjaka ny Andriamanitrao!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara