Salamo 35:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hitantara* ny fahamarinanao ny lelako,+Sady hidera anao tontolo andro.+ Salamo 40:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ambarako amin’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+ Tsy manakombona ny vavako aho,+Jehovah ô, araka ny efa fantatrao tsara.
9 Ambarako amin’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+ Tsy manakombona ny vavako aho,+Jehovah ô, araka ny efa fantatrao tsara.