-
Apokalypsy 11:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary niankohoka nivavaka tamin’Andriamanitra ny anti-panahy 24,+ izay nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany teo anatrehan’Andriamanitra, 17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+
-