-
Deoteronomia 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Fa raha sanatria manadino an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ka manaraka andriamani-kafa sy manompo an’ireny sady miankohoka eo anatrehany, dia mampitandrina anareo aho anio fa ho ripaka tokoa ianareo.+
-
-
Jona 2:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Izay mivavaka amin’ny sampy tsy misy dikany, dia mahafoy an’ilay tena tia azy ireo sady tsy mivadika aminy.*
-