Levitikosy 26:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia hotsaroako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka,+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsaroako ilay tany. Lioka 1:54, 55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Nanampy ny Israely mpanompony izy, satria tsy hadinony mandrakizay fa nampanantena ny hamindra fo+ izy, 55 araka ny nolazainy tamin’ny razambentsika, dia i Abrahama sy ny taranany.”+
42 Dia hotsaroako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka,+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsaroako ilay tany.
54 Nanampy ny Israely mpanompony izy, satria tsy hadinony mandrakizay fa nampanantena ny hamindra fo+ izy, 55 araka ny nolazainy tamin’ny razambentsika, dia i Abrahama sy ny taranany.”+