FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 98:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tadidiny hoe tiany ny taranak’Israely sady tsy nivadika tamin’izy ireo izy.+

      Nahita ny famonjen’Andriamanitsika* ny vazan-tany efatra.+

  • Isaia 41:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+

      Ary ianao no nofidiko, ry Jakoba,+

      Ilay taranak’i Abrahama namako.+

       9 Ianao ilay nalaiko avy any amin’ny faran’ny tany,+

      Ary ianao ilay nantsoiko avy any amin’ny toerana lavitra indrindra.

      Dia hoy aho taminao: ‘Mpanompoko ianao.+

      Efa nifidy anao aho, ka tsy manary anao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara