-
2 Tantara 20:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ry Andriamanitray ô, tsy efa noroahinao niala teo anatrehan’ny Israely vahoakanao ve ny mponin’ity tany ity? Ary tsy efa nomenao ho an’ny taranak’i Abrahama namanao+ ve ity tany ity mba ho fananany mandrakizay?
-