-
Jeremia 33:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Tsy hanova ny fifanekena nataoko momba ny andro sy ny alina aho,+ ary tsy hanova ny lalàna* mifehy ny lanitra sy ny tany.+ Dia hoatr’izany koa 26 fa tsy hanary ny taranak’i Jakoba sy Davida mpanompoko mihitsy aho. Koa hifidy olona avy amin’ny taranany foana aho, mba ho mpanjaka eo amin’ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Hangoniko mantsy izay taranany lasa babo+ ka hiantrako.’”+
-