Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ Ezra 2:70 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Ary nipetraka tany amin’ny tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita, ny olona sasany, ny mpihira, ny mpiandry vavahady, ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly.* Samy nipetraka tany amin’ny tanànany koa ny sisa tamin’ny Israely rehetra.*+
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+
70 Ary nipetraka tany amin’ny tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita, ny olona sasany, ny mpihira, ny mpiandry vavahady, ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly.* Samy nipetraka tany amin’ny tanànany koa ny sisa tamin’ny Israely rehetra.*+