FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Rehefa tonga koa ny fotoana mahafaly anareo,+ izany hoe rehefa fety+ sy amin’ny fiandohan’ny volana, dia hitsoka trompetra ianareo rehefa manolotra fanatitra dorana+ sy sorona iombonana.+ Hotsaroan’Andriamanitra ianareo amin’izay, rehefa tsofina ny trompetra. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.”+

  • 1 Tantara 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia nampiakatra ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah ny Israelita rehetra, ka faly sy nihorakoraka be+ sady nitsoka anjombona sy trompetra+ ary nampaneno kipantsona. Notendren’izy ireo mafy be koa ny zavamaneno fitendry sy ny harpa.+

  • 2 Tantara 29:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nasain’i Hezekia natolotra teo amin’ny alitara ny fanatitra dorana.+ Raha vao natolotra ny fanatitra dorana, dia natomboka koa ny hira ho an’i Jehovah. Notsofina koa ny trompetra, ka natao nifanaraka tamin’ny feon’ireo zavamaneno namboarin’i Davida mpanjakan’ny Israely.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara