Deoteronomia 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy, ny zanakareo vavy, ny mpanompolahinareo, ny mpanompovavinareo, ary ny Levita ao an-tanànanareo,* satria ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+ Nehemia 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy, ny zanakareo vavy, ny mpanompolahinareo, ny mpanompovavinareo, ary ny Levita ao an-tanànanareo,* satria ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+