-
Salamo 95:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Avia! Andao isika hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany.
Aoka isika handohalika eo anatrehan’i Jehovah Mpanao antsika.+
Raha mihaino ny feony+ ianareo anio,
-
Ezekiela 34:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 “‘Ary ianareo, ry ondriko,+ ry ondry karakaraiko, olombelona ihany ianareo, ary izaho no Andriamanitrareo’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
-
-
-