FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 73:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Asan’ny Apostoly 2:25-28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hoy mantsy i Davida momba azy: ‘Ataoko eo anatrehako* foana i Jehovah.* Tsy hangozohozo mihitsy aho satria izy eo ankavanako. 26 Noho izany, dia falifaly ny foko ary ravoravo ny lelako. Dia hanana fanantenana foana aho,* 27 satria tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho, sady tsy havelanao ho lo ilay mpanomponao tsy mivadika.+ 28 Nampahafantarinao ahy ny lalana mankany amin’ny fiainana, ary hataonao faly be eo anatrehanao* aho.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara