FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 16:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ataoko eo anatrehako foana i Jehovah.+

      Tsy hangozohozo* mihitsy aho satria izy eo ankavanako.+

       9 Koa faly ny foko; ravoravo ny tenako manontolo.*

      Ary tsy manana ahiahy aho.*

      10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho.

      Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+

      11 Ampahafantarinao ahy ny lalan’ny fiainana.+

      Mahafaly be ny eo anatrehanao;+

      Mahasambatra* mandrakizay ny eo ankavananao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara