FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 49:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa Andriamanitra kosa hanavotra ahy tsy ho voagejan’ny* Fasana,*+

      Satria handray ahy izy. (Sela)

  • Asan’ny Apostoly 2:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 fantatr’i Davida mialoha fa hitsangana amin’ny maty i Kristy ary efa niresaka momba an’izany izy. Noresahiny hoe tsy nafoy tao amin’ny Fasana* i Jesosy sady tsy lo ny nofony.+

  • Asan’ny Apostoly 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 1:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Niankarapoka toy ny maty teo an-tongony aho, rehefa nahita azy.

      Dia nametraka ny tanany ankavanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra. Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+ 18 sy ilay velona.+ Efa maty aho,+ nefa velona mandrakizay mandrakizay izao,+ sady manana ny lakilen’ny fahafatesana sy ny Fasana.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara