Joba 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Navotany tsy ho lasa any an-davaka* aho,*+Ka hahita ny mazava ny aiko.’ Salamo 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Salamo 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, nosintoninao niakatra avy tany amin’ny Fasana* aho.+ Tsy navelanao ho faty aho; tsy navelanao hilentika tany anaty lavaka* aho.+ Salamo 86:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Satria tena tia ahy sy tsy mivadika amiko ianao,Ary novonjenao ny aiko mba tsy hidina any amin’ny Fasana.*+
10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+
3 Jehovah ô, nosintoninao niakatra avy tany amin’ny Fasana* aho.+ Tsy navelanao ho faty aho; tsy navelanao hilentika tany anaty lavaka* aho.+
13 Satria tena tia ahy sy tsy mivadika amiko ianao,Ary novonjenao ny aiko mba tsy hidina any amin’ny Fasana.*+