Isaia 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 49:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsangako ny tanako mba ho hitan’ny firenena,Ary hatsangako ny tsato-kazo famantarana mba ho hitan’ny vahoaka.+ Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy,Ary hataony antsangory ny zanakao vavy.+ Isaia 60:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hankeo amin’ny hazavanao ny firenena,+Dia hanatona ny voninahitrao mamirapiratra*+ ny mpanjaka.+
22 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsangako ny tanako mba ho hitan’ny firenena,Ary hatsangako ny tsato-kazo famantarana mba ho hitan’ny vahoaka.+ Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy,Ary hataony antsangory ny zanakao vavy.+