Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Habakoka 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy efa nisy hatramin’izay ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao,* Andriamanitro ô, Ilay Masina ivavahako.+ Ny hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy ireo, Jehovah ô,Ary ny hanasazy*+ no nifidiananao azy, ry Vatolampy ô!+ Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+
12 Tsy efa nisy hatramin’izay ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao,* Andriamanitro ô, Ilay Masina ivavahako.+ Ny hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy ireo, Jehovah ô,Ary ny hanasazy*+ no nifidiananao azy, ry Vatolampy ô!+
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+