Isaia 48:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Henoy aho, ry Jakoba sy Israely, izay nantsoiko! Tsy miova Aho,+ fa izaho no voalohany, ary izaho no farany.+ Apokalypsy 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho no Alfa sy Omega,*+ ny voalohany sy ny farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
12 Henoy aho, ry Jakoba sy Israely, izay nantsoiko! Tsy miova Aho,+ fa izaho no voalohany, ary izaho no farany.+